Teny iditra mandifotra (difotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihoatra: Mandifotra anao io tamboho io
¶ Mitelina: Dia handifotra ahy ve io lavaka io, io rano io? [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to go over one's head, to overflow [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay dépasser en hauteur; submerger, couvrir [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mandifotra
nandifotra
handifotra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31