Teny iditra mandikatra (dikatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandingandingana raha manao zavatra ka misy hadino [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   agir irrégulièrement, passer en omettant [Abinal 1888]
Ny bikany  
mandikatra
nandikatra
handikatra

Teny iditra mandikatra
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mihoatra [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
mandikatra
nandikatra
handikatra

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/08