Teny iditra mandilotra (dilotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakasoka: Mandilotra metaly mba handama azy [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] mikasika, mikosoka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to rub so as to make to creak [Richardson 1885]
Endriteny 
mandilotra
nandilotra
handilotra
mandilora

2010/05/14