Teny iditra mandimandina (mandina)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Malamalama ary toa mamirapiratra amin' n [...]
¶ Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [duplicatif] [Abinal 1888]
Ohatra  
1Mandimandina ery ny vilany; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 13]
2Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 92]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   mandina
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/18