Teny iditra mandimby (dimby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
¶ Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to substitute, to succeed, to take the place of [Richardson 1885]
 to replace, to succeed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay remplacer, succéder à [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandimby
nandimby
handimby
mandimbasa, mandimbaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/07/14