Teny iditra mandina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
¶ Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra mandimandina
Teny nalaina 

Teny iditra mandina (dina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to cut a piece off [Richardson 1885]
Endriteny 
mandina
nandina
handina

2013/03/28