Teny iditra mandindona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mananontanona [1.1]
Ohatra 
1Toy ny mandindona anay teo i Feno, ohatra ny nameno ny trano sy ny rivotra niainanay. [2.472]
2Manahiran-tsaina sy mandindona lava ny tokantranon’ny mpikarama sy ny mpisotro ronono izany [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31