Teny iditra mandinika (dinika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamerina mitsako indray ny ahitra efa na [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to ruminate, to chew the cud [Richardson 1885]
   to chew the cud [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ruminer [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
mandinika
nandinika
handinika
mandiniha

Teny iditra mandinika (dinika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, [...]
¶ Mijery ela, manombantombana: Nandinik [...]
Mitovy hevitra: maka ambony maka ambany ~ maka fototra ~ maka saina ~ mamadibadika ~ mamakafaka ~ mamolavola ~ mamotopototra ~ manadihady ~ mandanjalanja ~ mieritreritra ~ mihevitra ~ misaina ~ mitady ny antony ~ mitaratara ~ mitsako ~ mitsakotsako [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
¶ to investigate, to pry into [Richardson 1885]
   to examine carefully [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   examiner [Hallanger 1974]
Ohatra   Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 57]
Ny bikany  
mandinika
nandinika
handinika
mandiniha

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/11