Teny iditra mandiny (diny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mandiñy ] [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] miandry [Rakotosaona 1975]
 Miandry, manantena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to wait patiently for (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mandiny
nandiny
handiny
mandinasa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31