Teny iditra mandio (dio)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala loto: Mandio tanàna
¶ Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka, Tambahoaka] manadio [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to cleanse, to purify, to brighten [Richardson 1885]
 to cleanse, to purify [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay nettoyer, purifier [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandio
nandio
handio
mandiova
Teny mitovy hevitra manadio
Teny nalaina 

2010/05/05