Teny iditra mandisa (disa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka] mitoto [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka, Tanosy] mitoto vary, ets [Rakotosaona 1972]
 mihosy, manosy
¶ mitoto vary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] to pound in a mortar [Richardson 1885]
Endriteny 
mandisa
nandisa
handisa
mandi
Teny mitovy hevitra mandisañy

2013/03/25