Teny iditra mandiso (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko
Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [1.2]
 To deceive, to mislead; to make something wrong [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tromper; induire en erreur [1.8]
Ohatra Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandiso
Ny lasa : nandiso
Ny hoavy : handiso
Filaza mandidy : mandisoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20