Teny iditra manditsaka (ditsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivalan-drano: Manditsaka am-pandriana io zaza io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to drench, to soak [Richardson 1885]
Endriteny 
manditsaka
nanditsaka
handitsaka
manditsaha

Teny iditra manditsaka (ditsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy soaked, drenched (Prov.) [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/05/14