Teny iditra manditsika (ditsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandraraka na manipy vovoka na poti-java tra amin' ny maso hahajemby: Manditsika izany rivotra izany fa andeha haingana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manditsika
Ny lasa : nanditsika
Ny hoavy : handitsika
Filaza mandidy : manditsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20