Teny iditra mandity (dity)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakambana sy mampiraikitra amin' ny alalan' ny dity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to gum, to make anything adhere to something else by pasting, gumming, or glueing. Used also of mortar and clay [Richardson 1885]
 to make sticky; to mix dough [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre gluant; pétrir; coller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandity
nandity
handity
manditia

2012/05/08