Teny iditra mando (ando)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vonton-drano, mitana rano
Mitovy hevitra: lena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   moist [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   humide [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   humecté, arrosé [Abinal 1888]
Ohatra   Mando ny tany ka manaova kiraro [Rajemisa 1985]
Mando itý trano ity ka tsy mahasalama [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra mandò (lo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga ho lo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   gâter, faire pourrir, causer la putréfaction [Abinal 1888]
Ohatra   Mandò ny tsihy ny trano mando [Rajemisa 1985]
Mandò ny fitafiana ity trano mando ity (Cette maison humide gâte les vêtements) [Abinal 1888]
Mandò ny tsihy ity tokotany mando ity (Ce sol humide fait pourrir la natte) [Abinal 1888]
Ny bikany  
mandò
nandò
handò
mandova

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/13