Teny iditra mandoa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to vomit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vomir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mandoa
nandoa
handoa
mandoava
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent) [Abinal 1888, takila 405]

Teny iditra mandoa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manefa: Mandoa trosa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pay [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay payer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 rembourser, restituer [Abinal 1888]
Endriteny 
mandoa
nandoa
handoa
mandoava
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente) [Abinal 1888, takila 405]
2Mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [Randriamamonjy: Tantara, takila 503]

2015/10/17