Teny iditra mandoaka (loaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny
Mitovy hevitra: manatangirika ~ mandavaka ~ mangirika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make a hole through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Percer un trou, trouer [1.8]
Ohatra Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandoaka
Ny lasa : nandoaka
Ny hoavy : handoaka
Filaza mandidy : mandoaha
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31