Teny iditra mandodona (dodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy
¶ Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to urge, to press, to excite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay presser, exciter à [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandodona
nandodona
handodona
mandodòna

Teny iditra mandodòna (dodona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandodona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/10