Teny iditra mandohalika (lohalika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to kneel [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'agenouiller [Hallanger 1974]
Ohatra   Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [Andraina: Mitaraina, takila 188]
Ny bikany  
mandohalika
nandohalika
handohalika
mandohaleha, mandohaliha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/10