Teny iditra mandokoroka (dokoroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandokoroka
nandokoroka
handokoroka
mandokoroha

2013/03/25