Teny iditra mandôliny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy vehivavy mora manaiky, makorelina [Sambo 2001]
Fanazavàna teny frantsay prostituée, pute, putain [Sambo 2001]
Mpitovy hevitra daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31