Teny iditra mandòna (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to soak [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tremper [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandòna
nandòna
handòna
mandoma

Teny iditra mandòna (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manomboka [Rakotosaona 1972]
 Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho
¶ Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io
¶ Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to knock, to strike [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frapper, battre, heurter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandòna
nandòna
handòna
mandonà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mandonà (dona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandòna [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/10