Teny iditra mandonaka (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandonaka
nandonaka
handonaka
mandonaha

Teny iditra mandonaka (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enfumer [Abinal 1888]
 donner de la fumée; enfumer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandonaka
nandonaka
handonaka
mandonafa

Teny iditra mandonaka (donaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay battre [Abinal 1888]
Endriteny 
mandonaka
nandonaka
handonaka
mandonafa

2012/05/14