Teny iditra mandotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka
¶ Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra manditra ~ renimanditra

Teny iditra mandotra (dotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra
¶ Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay
¶ Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby
¶ Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to burn with fire [Richardson 1885]
Endriteny 
mandotra
nandotra
handotra
mandora

2012/05/15