Teny iditra mandotry
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mamolo, manongotra volo ( vorona ) [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manongotra, manala volo, mamolo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandotry
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] midedadeda [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06