Teny iditra mandova (lova)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahazo harena na fananana navelan' ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy io saingy nolanilaniny foana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to inherit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay hériter; hériter de [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandova
nandova
handova
mandovà
Ohatra Izay mampidi-doza amin'ny ankohonany dia mandova ny rivotra; [Baiboly: 24:011:029/Ohabolana 11:29..]

Teny iditra mandovà (lova)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandova [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

Teny iditra mandova (lo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandò [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/16