Teny iditra mandoza (loza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka
¶ Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy
¶ Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to do evil; to signal a coming calamity [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire le mal; présager un malheur [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandoza
nandoza
handoza
mandozà
Teny nalaina 

Teny iditra mandoza
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manambady havana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandoza
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] maka ankeriny (vehivavy) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandozà (loza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandoza [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/15