Teny iditra mandozoka (lozoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka lozoka, na manisy hombo ny lozoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandozoka
nandozoka
handozoka
mandozoha

2013/03/27