Teny iditra mandra- (andraka)
Sokajin-teny   bikan' ny teny mandraka
Ohatra  
1Mandra-pihaona ange? [Rajaonarivelo: Bina, takila 73]
2Mandra-pialan' ny faty tao an-trano. [Andraina: Mitaraina, takila 100]
3Mandra-pahafatiny dia Malagasy no namany. [Rabary: Daty, takila 146]
4nifampitsiky sy nifanara-maso mandra-pidify izahay. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 47]

Teny iditra mandra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   tsotra, maotina [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   maotina [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18