Teny iditra mandrafana (rafana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka na misy fofona mahery, tahaka ny ranomena, ny sakay voaendy ka totoina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrafana
Ny lasa : nandrafana
Ny hoavy : handrafana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05