Teny iditra mandrafozana (rafozana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miasa ho an' ny rafozana: Lasa nandrafozana Rakoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrafozana
nandrafozana
handrafozana
mandrafozàna

Teny iditra mandrafozàna (rafozana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrafozana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27