Teny iditra mandrafy (rafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mankahala, manao ho fahavalo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [Richardson 1885]
 to hate, to be jealous of; to rival [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay haïr, jalouser; être rival de [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mandrafy
nandrafy
handrafy
mandrafèsa

2010/05/14