Teny iditra mandrahana (rahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampangotraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to boil. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [Richardson 1885]
Endriteny 
mandrahana
nandrahana
handrahana
mandrahàna

Teny iditra mandrahàna (rahana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrahana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27