Teny iditra mandraharaha (raharaha)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to employ a person, to set work to be done. [Richardson 1885]
   to direct, to be administrator of [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   diriger, administrer, s'occuper de [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandraharaha
nandraharaha
handraharaha
mandraharahà

Teny iditra mandraharahà (raharaha)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandraharaha [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/15