Teny iditra mandrahona (rahona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory
¶ Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika
¶ Manombana ho avy, mitrahotraho: Mitondrà elo fa mandrahona ny ranonorana
¶ Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to threaten, to menace. [Richardson 1885]
 to threaten [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay menacer; gronder [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrahona
nandrahona
handrahona
mandrahòna

Teny iditra mandrahona (rahona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] manombana (ny andro) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy cloudy [Richardson 1885]
 to be cloudy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être nuageux [Hallanger 1974]

Teny iditra mandrahòna (rahona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrahona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/15