Teny iditra mandraidraika (raidraika (raika))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay ressemblant: Mandraidraika ny rainy izy (Il ressemble un peu à son père) [Abinal 1888]
Endriteny 
mandraidraika
mandraidraik'
mandraidrai-
nandraidraika
nandraidraik'
nandraidrai-
handraidraika
handraidraik'
handraidrai-

2019/08/31