Teny iditra mandraika (raika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampirona, manongilana, mampitongilana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To bend, to incline, to turn towards any part. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandraika
Ny lasa : nandraika
Ny hoavy : handraika
Filaza mandidy : mandraiha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20