Teny iditra mandraingy (raingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahazo afo (amin' ny fanodinana raingy)
¶ Manery olona hanome zavatra anao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To produce fire by friction [Richardson 1885]
Endriteny 
mandraingy
nandraingy
handraingy
mandrainge

2010/05/14