Teny iditra | mandraka alina | |
Singan-teny | mandraka ; alina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miasa na manao zavatra mandritra ny alina manontolo ka tratran' ny maraina [1.1] | |
Fivaditsoratra | ankalan-damira, mandraka alina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19 |