Teny iditra mandrakariva (andraka, ariva)
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy always [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay toujours, continuellement [Abinal 1888]
 toujours [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Voambolana 

2013/12/20