Teny iditra mandrakizay antaranoana
Singan-teny mandrakizay ; antaranoana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay éternellement [1.3]
Ohatra fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao [2.285]
Tovy hevitra mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay doria

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16