Teny iditra mandrakotra (rakotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cover, to shelter. [Richardson 1885]
 to cover [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couvrir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrakotra
nandrakotra
handrakotra
mandrakofa
Ohatra Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [Andraina: Mitaraina, takila 155]

2012/05/15