Teny iditra |
mandrambo
(rambo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manisy tovana mirefarefa na mitaritarika, manisy somotraviavindamba [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mettre des franges à un habit, à une étoffe [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrambo |
Ny lasa : |
nandrambo |
Ny hoavy : |
handrambo |
Filaza mandidy : |
mandramboa |
|
|
Teny iditra |
mandrambo
(rambo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To follow close at the heels [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrambo |
Ny lasa : |
nandrambo |
Ny hoavy : |
handrambo |
Filaza mandidy : |
mandramboa |
|
|