Teny iditra mandramby (ramby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misambotra tampoka ary an-kery amin' ny nify [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay saisir subitement avec les dents, mordre [Abinal 1888]
Endriteny 
mandramby
nandramby
handramby
mandrambia, mandrambasa

Teny iditra mandramby (ramby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mandray [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] manaiky, mandray [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] manikitra, mandray [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mandray [Rakotosaona 1972]
 mandrefy [SLP 1986]
Famaritana anglisy prov. For mandray (ray) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay lever [SLP 1986]

2012/05/15