Teny iditra mandrandrana (randrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to plait, to twist. [Richardson 1885]
 to braid [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tresser [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mandrandrana
nandrandrana
handrandrana
mandrandràna

Teny iditra mandrandraña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mivaivay [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tambahoaka] ardent [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mandrandràna (randrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrandrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27