Teny iditra mandranga (ranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga, mampiakatra (tanana, sofina...)
¶ Mininginingina amin' ny loba rantsana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be affected at heart, to grieve after, to long for. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mandranga
nandranga
handranga
mandran

Teny iditra mandrangà (ranga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandranga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/27