Teny iditra mandrangitra (rangitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hampaharanitra; mandranitra [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] mandranitra [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to sharpen, to point. [Richardson 1885]
Endriteny 
mandrangitra
nandrangitra
handrangitra
mandrangita
Teny nalaina 

2010/05/14