Teny iditra mandrangotra (rangotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandratra amin' ny hoho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scratch with the nails or claws. [Richardson 1885]
 to scratch [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay égratigner; griffer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrangotra
nandrangotra
handrangotra
mandrangota
Ohatra raha ny tiako no avy mandrangotra ahy / raha ny tsy tiako kosa no avy mandrangotra ahy [Fox: Hainteny, laharana 65]
Teny nalaina 

2012/05/15