Teny iditra mandrangy (rangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahia, mihamahia, mihakaozatra, mandràka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay maigrir [Abinal 1888, Boiteau 1997]
Famaritana frantsay être maigre [Abinal 1888]
Famaritana frantsay devenir squelettique. [Boiteau 1997]
Endriteny 
mandrangy
nandrangy
handrangy

Teny iditra mandrangy (rangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to colour, to paint [Richardson 1885]
Endriteny 
mandrangy
nandrangy
handrangy
mandrangia

2017/12/12